Teny iditra | trandraka | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fiasana tany amin' ny angady, fihadiana tany ¶ Fikarohana amin' ny alalan' ny famotopotorana. | ||||
Sampanteny |
| ||||
Teny iditra | trandraka | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Biby antonontoniny ohatra ny voalavo, lavalava mitsokotsoko ny vavany ary mahery tahaka ny tsilo ny volony (toy izao ny fomba fiainan' ny trandraka: milevina indray mandeha isan-taona ao anaty lavany izy ka tapitra orana no misitrika izy ary tsy mivoaka raha tsy efa midon-tokana indray; kankana trongisiny amin' ny vavany no haniny) | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [https://www.tenrec.org] tail-less tenrec ( Tenrec ecaudatus) | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tsimbazaza , https://www.tenrec.org] tenrec commun ( Tenrec ecaudatus) | ||||
[https://www.tenrec.org] grand tenrec, tangue | |||||
[Andilidine: Lexique (takila T)] [Sakalava-Mayotte] hérisson | |||||
Fanazavàna teny alemà | [https://www.tenrec.org] Großer Tanrek | ||||
Voambolana | Haibiby: mampinono | ||||
Anarana siantifika | Tenrec ecaudatus | ||||
Tsipelina hafa | tandraka | ||||
Mpitovy hevitra | kelora | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny trandraka io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |