|
|
|
|

Entrée (1/5)1  tratra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy [1.1]
4  Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko [1.1]
5  Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho [1.1]
6  Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany [1.1]
7  Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana [1.1]
Explications en anglais  8  Overtaken [1.2, 1.7]
9  Caught [1.7]
Explications en français  10  Attrapé, pris, atteint [1.8]
Exemples  11  Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka [2.472]
Morphologie 
12  Simple :
13  Impératif :
Dérivés 
14  Verbes actif :
15  Verbes passif :
16  Verbes relatif :
17  Noms :
18  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  36  Proverbes contenant le mot tratra

Entrée (2/5)37  tratra
Partie du discours  38  nom
Vocabulaire  39  Biologie
Explications en malgache  40  Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo. [1.1]
Explications en anglais  41  The breast [1.2]
42  The chest [1.7]
Explications en français  43  La poitrine [1.3, 1.8]
44  Le poitrail [1.3]
Exemples  45  Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony [2.470]
Morphologie 
46  Simple :
47  Simple :
Dérivés 
48  Verbes passif :
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  59  Proverbes contenant le mot tratra

Entrée (3/5)60  tratra
Partie du discours  61  nom
Explications en malgache  62  refy [1.78]

Entrée (4/5)63  tratra
Partie du discours  64  nom
Explications en malgache  65  fifanarahana [1.78]

Entrée (5/5)66  tratra
Partie du discours  67  nom
Vocabulaire  68  Botanique
Explications en français  69  (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris). D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. Bois blanc, tendre mais solide. C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [1.196]

Mis à jour le 2023/06/14