Teny iditra triatra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Rovitra, tataka: Triatra ny akanjoko
¶ Vaky, tsefaka: Triatra ny rindrin' ity trano ity izany
Sampanteny 

Teny iditra Triatra
Sokajin-teny anarana (gazety)
Mpanoratra 
Fanonta printy 
Copyright Triatra
Voambolana 
Habaka http://triatra.info
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2022/04/09