Teny iditra | trimo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafa nilazana ny voay taloha ¶ Olona vaventy be [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Mpitovy hevitra | fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ vily ~ voae ~ voay | |
Haianarantany | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |