Teny iditra trosa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko
¶ Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy.
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] dette, traite
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Andraina: I Vola] Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity.
2 [Rasamuel: Fanambadiana, takila 34] ary sao manantena hanana ka mahabe trosa.
3 [Fanjakana: Fifidianana] Ireo olona verin-trosa noho ny fahabankiona ka tsy mbola voaverin-jo;
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18