Teny iditra | tsabo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Sihanaka] tanimboly [Rakotosaona 1975] | ||
[Sihanaka] tanimbary [Rakotosaona 1975] | |||
Teny iditra | tsabo | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fikarakarana ny hahasitranan' ny marary iray: Ataovy tsara tsabo ny marary fa haloako daholo izay laninao aminy. [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny frantsay | (toute l'île). Soins donnés à un malade [Boiteau 1997] | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tsabo io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |