Entrée | 1 tsaho |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha [1.1] |
Exemples |
4 Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472] |
Dérivés |
|
Analogues | 9 1.1^^=sahoa=siosio=honohono=tsahotsaho=vaovao=resaky ny olona=tohono=fosafosa=ketsoketso |
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 hatso, tsaho, tsoha |
Mis à jour le 2023/08/19 |