Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zaza tsy ary fady [1.1]
 zaza am-bohoka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay foetus [1.13]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Provincial] Zaza [1.1]
 ankizy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay enfant [1.13]
Tsipelina hafa 

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanjaitra lehibe izay nampiasain' ny teo aloha ary mbola ampiasain' ny olona eny ambanivohitra ankehitriny hanjairana tafo herana [1.1]

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana tsy miera mangingina atao tsy fantatra, fandraisana na fitondrana an-tsokosoko dia lasa; fanatonana atao tsy re, moramora [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra tsaika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifantenana atao amin' ny voan-javatra madinika toy ny vary; fanivanana izay voa tsara; fanesorana ny zavajavatra miaraka amin' ny voa, toy ny vato kely, fasika... [1.1]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra tsiaka, atsika, takasy, taksia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31