Teny iditra | tsaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Feo | |
Sampanteny |
| |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tsaka io | |
Teny iditra | tsaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | tsaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fakana rano eny an-doharano. [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tsaka io | |
Teny iditra | -tsaka | |
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe saka | |
Fanazavàna teny malagasy | saka [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |