Teny iditra | tsakodara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Anarana siantifika | Upupa epops | |
Tsipelina hafa | takodara | |
Mpitovy hevitra | barao ~ drao ~ takadalana | |
Ohatra | Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany. [Razafiarivony: Harivolana, takila 125] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |