Teny iditra | tsangana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fijoroana; ny bika eo am-pijoroana; haavo; halava hatrany am-paladia ka hatrany an-tampon-doha. [Rajemisa 1985] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Ohatra | izaho Rangoriketakinilandy tsy maty aho fa malazo nandre ny fingodon'ny omby viliabe tsara tsangana vilia fotsy endriky ny trano itozotozoy ihany aho fa jiafotsy ny lambako [Fox: Hainteny, laharana 50] | |||
Haianarantany | ||||
Teny iditra | tsangana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [SLP 1986] | |||
Fanazavàna teny frantsay | bâton ¶ diagramme en bâtons [SLP 1986] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |