Teny iditra tsantsambaitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran' ahitra (Helichrysum) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Helichrysum
Ohatra tsantsambaitra, tsakoina malemy, dia apetaka ny vavafery maratra, sitrana fa maty ila ny ozatra. [Callet: Tantara, takila 126]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31