Teny iditra |
tsara
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahafinaritra jerena: Tsara izany raha trano ¶ Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara ¶ Manana toetra takin' ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara ¶ Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto ¶ Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! ¶ Soa, mahasoa: Tsara ny hevitra nomeny ahy ¶ Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara ¶ Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | good; well [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | bon [Abinal 1888 takila 753, Hallanger 1974]
|
| qui a de bonnes qualités, beau [Abinal 1888 takila 753]
|
| bien [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
|
Teny mifanohi-kevitra |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
tsarà
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | soyez bon [Abinal 1888]
|
|
Teny iditra |
tsara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahafantarana ny marina, ny rariny; famakafakana sy fandanjalanjana atao mba hanavahana ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fanapahana, fanelanelanana amin' ny olona miady. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | jugement [Abinal 1888 takila 753]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tsara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
teny,
resaka
[Rakotosaona 1975]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
fototsara ~
marotsara |
|
Teny iditra |
tsara
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bezanozano]
(sens général : bon, beau). Arbre à bois gris, peu durable, se détériorant à l'humidité. On en fait cependant des planches. Non identifié. [Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|