Teny iditra tsara tarehy (tsara, tarehy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy meva, noro, mahafinaritra, mahafatifaty, misy endrika, mahatehotia, hafa kely, baondy, loditra, sady taviny no volony [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay beau, de belle apparence [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31