|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsefaka
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. [1.1]
Explications en français  4  Fendu [1.3, 1.196]
5  Cassé, déchiré, crevassé, lézardé [1.3]
Exemples  6  ny hoe tsifaka dia vaky misalasaka, izany hoe vaky saiky misasaka (fiteny koa ny hoe tsefaka. [2.313#]
7  Matroka endrika koa i Davida, gaga noho ny fifamaliana ka vaky, potipotika ny fifankahazoan' izy roa lahy, tamin' izay, toa fitaratra tsefaka, nataon' ny fofon-drivotra sombintsombiny tsy tambo isaina. [2.270#120]
Dérivés 
8  Verbes actif :
9  Verbes passif :
10  Verbes relatif :
11  Noms :
12  Adjectifs :

Entrée (2/2)13  tsefaka
Partie du discours  14  nom
Vocabulaire  15  Botanique
Explications en français  16  (allusion au fruit qui se fend pour laisser apparaître les graines, extrêmement toxiques). Cnestis polyphylla Lam. (Connaraceae). Graines et racines son employées à préparer des appâts empoisonnés. On ignore quel est leur principe actif. Pas d'alcaloïdes. [1.196]
Nom scientifique 

Anagrammes  18  faketsa, fatsake, fetsaka, tsefaka

Mis à jour le 2022/05/29