Teny iditra tselika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Hamailahana, fitsoriahana dia tsy hita, hakingana eo am-pakana zavatra ka tsy hitahita akory dia jasa midify: An-tselika no nakan' ilay haka ny angadiko teto
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31