Teny iditra tsena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Toerana fivorian' ny olona hividy sy hivarotra, ka hahitana ny zavatra rehetra Raina amin' ny fiainana toy ny hanin-kohanina, lamba, akanjo, fitaovana ilaina amin' ny tokan-trano.,. sns...: Fihaonana no anaran' ny tsena taloha fa Andrianampoinimerina no vao nanome azy io anarana hoe tsena io.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a market
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] marché
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Teny nalaina 
Sary 

Teny iditra tsena
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fandraisana (vahiny na havana na olo-manankaja) eo am-pahatongavana.
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] action de rencontrer
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31