Teny iditra | tsenaina (tsena) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (vahiny na havana na olo-manan-kaja), raisina eo am-pahatongavana: Notsenain-drainy teny amin' ny seranam-piaramanidina ny zanany ¶ Setraina: Nisosososo nde-hibeda an' ilay rafiny Rajery, fa notsenain-dRandrenja tamin' ny lohany kosa ka tafandry nitsirara ("Kilalaon' afo" R.R.R.) [1.1] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Fivaditsoratra | itsenana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |