Teny iditra | tsena kely (tsena, kely) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | trano fivarotana misy ny kanonkanona ilaina [1.1] | |
Ohatra | Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo.
[2.470] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |