Teny iditra | tsiakondrokondro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-javamaniry tsara tarehy anisan' ny orkidea (Angraecum superbum) [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haizavamaniry: voninkazo | |
Anarana siantifika | Angraecum superbum | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |