Teny iditra tsiana
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] isika: Hienga tsiana ampitso k'aja mijodijody añe koa (handeha isika rahampitso ka aza mirenireny any intsony) [Rakotosaona 1975]
Mpitovy hevitra tsia

Teny iditra tsiana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de tsi, négation ; et ana : transi par le froid ; sert de combustible rustique quand on veut se réchauffer). Sporobolus pyramidalis P. Beauv. (Poaceae). Non fourragère. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Sporobolus pyramidalis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31