Teny iditra | tsibolobolo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | karazana fanday [SLP 1986] | |
Fanazavàna teny frantsay | chenille [SLP 1986] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Mpitovy hevitra | tsibolo | |
Teny iditra | tsibolobolo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Volo malemy mitsangantsangana. [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |