Teny iditra | tsiho | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana karazan-kazo iray (Salix madagascariensis) [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Anarana siantifika | Salix madagascariensis | |
Teny iditra | tsiho (tsika) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao tsihina | |
Ohatra | Tsiho tsara ny rano fa toa maloto izy izany [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |