Teny iditra | tsikalaina (tsikala) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Tsipelina hafa | tsikalana ~ tsikalanina | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |