Teny iditra tsikorovana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Ravelojaona 1937 takila H.287] [Merina] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno.
  [Rajemisa 1985] Karazam-boronkely tsara tarehy, misy sangany, manga feo
Fanazavàna teny anglisy  [Langrand: Birds takila 262] Madagascar black bulbul
Fanazavàna teny frantsay  [Langrand: Oiseaux takila 314] bulbul noir
Voambolana 
Anarana siantifika Hypsipetes madagascariensis
Mpitovy hevitra horova ~ horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31