Teny iditra | tsiky | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampiseho hamiranana na atao ho famalifaliana na indraindray koa aza ho fanesoana [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a smile [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | action de rire en montrant les dents [Abinal 1888 takila 767] | ||||
sourire [Abinal 1888 takila 767, Hallanger 1974] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |