Teny iditra tsilaingalainga (lainga)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lainga atao toy ny kilalao amin' ny fodiana manao izao na izao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay ce qu’on fait par jeu en imitant quelque chose, gasconnade, poisson d'avril [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31