Teny iditra |
tsilo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
fanazavana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 770]
action d'éclairer avec bougie, une lampe, une torche |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tsilo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Taisaka]
volom-borona |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
les dards des animaux, les piquants des hérissons |
Voambolana |
|
Teny iditra |
tsilo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Zavamaniry misy toy ny fanjaitra maso maranitra manindrona eny amin' ny vatany: Mamy tokoa ny voantsilo rehefa masaka tsara ¶ Ireo zava-maranitra manindrona amin' ilay zavamaniry mihitsy: Alao kely, fa misy tsilo tafiditra ato amin' ny hohoko ato |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
a thorn |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 769, Hallanger 1974, SLP 1986]
épine |
| [Boiteau 1997]
Sens général : épine, aiguillon. Plus spécialement ceux des opuntia souvent utilisés pour épingler des papiers, remplacer les punaises, etc. |
Voambolana |
Sampanteny |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
tsilo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [SLP 1986]
vecteur |
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
tsilo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Boiteau 1997]
[Tandroy, Tanosy]
Opuntia vulgaris Mill. (Cactaceae).
Espèce d'origine américaine introduite vers le 17e Siècle.
Elle avait pris une grande extension formant de véritables barrages infranchissables autour de certains villages du Sud.
Ces buissons de « Figuier de Barbarie » fournissaient des fruits comestibles appréciés.
Leurs éléments ou « raquettes » servaient d'aliment au bétail en saison sèche.
Voir aussi
raiketa.
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Opuntia vulgaris |
|