Teny iditra |
tsintsina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boronkely mitovitovy bika amin' ny fody fa kely kokoa [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | un tout petit oiseau [Rajemisa: Vakoka]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Tsangam-by tsangam-bato mitsangana Andriamanantiana Andriamboromadinika ny tsintsina Andriamaintibe ny papango [Fox: Hainteny, laharana 365]
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
tsintsina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitondrana zavatra kely sady maivana amin' ny tanana an' ila [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
|