Teny iditra tsipaky ny hehy (tsipaka, hehy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy miolanolan' ny hehy; toran' ny hehy; mihomehy kely aloha vao misesy ka efa toy ny hanevika vao miato na mamonjy mipetraka [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31