Teny iditra tsipalotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Hita mandalo vetivety, hita sendrasendra, tsy nampoizina; tsikaritra: Tsipalotro teny an-tsena i Dadanao aninaraina
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] vu rapidement, entrevu
Sampanteny 
Mpitovy hevitra tsipaloka
Ohatra  [Abinal 1888, takila 782] Tsipalotro teo am-povoan’ ny vahoaka izy (Je l’ai entrevu au milieu de la foule)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31