Teny iditra | tsipihina (tsipika) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada ¶ Vonoina amin' ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |