|
|
|
|

Entrée1  tsipisandry
Mots élémentaires  2  tsipy, sandry
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Dihim-behivavy maro mifanao aloha sy aoriana, manao sikin-tratra, ka ny tongony miara-mandroso dia miara-miverina, ny sandriny kosa amin' izany akariny ka ataony miara-mitsipy dia miara-milefitra ary ny rantsantanany, izay efa milantsika, miara-mipiaka sy miara-milefitra [1.1]
Autres orthographes  5  tsipy sandry

Mis à jour le 2023/06/12