Teny iditra tsiraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira
Sampanteny 

Teny iditra tsiraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tsiraka ity (1): Antsiranana

Teny iditra tsiraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] tanjona
  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana

Teny iditra tsiraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Lefona lava zarana amakiana varavarana,

Teny iditra tsiraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 784] filaments, nervures des feuilles
  [Boiteau 1997] (toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles
Voambolana 
Mpitovy hevitra tsiratsiraka

Nohavaozina tamin' ny 2020/09/15