Teny iditra tsirinteny (tsiry, teny)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika
  [SLP 1986] teny rehetra ankoatra ny fototeny
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] morphème
  [Rajaonarimanana 1995] affixe (grammaire)
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  tovana ~ tovona ~ tsofoka
Tsanganana sy sary iray takila ny tsirinteny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/31