Teny iditra | tsitoavina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Ohatra | [Callet: Tantara, takila 117]
Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |