Teny iditra tsoa-pe (tsoaka, fe)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fihazakazahana mafy, fanaovana tongotra an-katoka [1.1]

Fivaditsoratra petsao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31