Teny iditra | tsontsona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hazo madinika misy kirany fanaovana tady (Pavonia Bojeri) [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Anarana siantifika | Pavonia bojeri | |
Mpitovy hevitra | besofina | |
Teny iditra | tsontsona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanafosafoana ny biby, fanambatambazana azy [Rajemisa 1985] | |
Sampanteny |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |