Teny iditra tsoraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mari-pijanonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian' ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny misy fihetseham-po: Indrisy! mandalo tokoa izany taona!
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] exclamation point
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] point d'exclamation (grammaire)
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Teny iditra tsoraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Toetran' ny zavatra madinika sy marotsaka
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tsoraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (vient de tsontsoraka). Nom des bambous lianes qu'on utilisait à des fins mystiques, comme symbole de la solidité des liens familiaux. Par exemple Nastus madagascariensis A. Camus (Poaceae), généralement dénommé voloandotra (Betsimisaraka).
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/05