Teny iditra | tsotra | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mahitsy tsy misy mivonkina: Tsotra tahaka ny tsinaim-balala ¶ Mora tsy manahirana ny fanaovana na fampiasana azy: Milina tsotra ity anao ity ¶ Mora azo, tsy be olakolaka na miolikolika: Lahateny tsotra ~ Valinteny tsotra ¶ Tsy manan-kevi-dratsy hamely, tsy manafinafin-kevitra: Tsotra ohatra ny zazakely ¶ Mora badoina: Tsotra loatra izy ka ambakain' ny sasany ¶ Tsy be aingitraingitra na fombafombany: Manao fitafiana tsotra izy [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | smooth, plain; easy, simple [Hallanger 1973] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | lisse, droit; simple, facile [Hallanger 1974] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tsotra io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |