Entrée |
tsy
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly 2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho 3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona 4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [1.1]
|
Explications en anglais | Not [1.7]
|
Explications en français | Ne pas [1.3, 1.8]
|
| Sans [1.3, 1.9]
|
| Non [1.3]
|
| Pas [1.8]
|
Exemples | tsy sompatra izy (il est sans malice)
[1.9]
|
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Ethnonymes |
|
Anthroponymes |
|
Titres |
|
Toponymes |
|
|
Entrée |
tsy
|
Partie du discours | conjonction
|
Explications en malgache | [Taisaka]
sy
[1.78]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
-tsy
|
Partie du discours | forme morphologique de sy
|
Exemples | Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho!
[2.606]
|
|
Entrée |
tsy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...) [1.1]
|
Explications en français | Acier [1.3, 1.13]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Mots composés |
|
|