Entrée tsy hita poka
Partie du discours locution
Explications en malgache Very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1]
Exemples Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka? [2.499]
Synonymes tsy hita popoka
Mots élémentaires tsy hita, poka

Mis à jour le 2023/02/15