Entrée |
tsy hita popòka
|
Partie du discours | locution
|
Explications en malgache | Tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [1.1]
|
Explications en français | Incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [1.3]
|
Exemples |
1 | Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro.
[2.5]
|
2 | Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io
[4.11]
|
|
Synonymes | ~ ~ |
Mots élémentaires | tsy hita,
popoka |
|