Teny iditra tsy maharay tena (tsy, ray, tena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: taitra
Ohatra  [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 62] Mitsilany tahaka ny tsy maharay tena intsony izy noho ny faharerahana mahazo azy.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31