Teny iditra | vadim-bozo (vady, vozona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | fehivozona, gedragedra, rado [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | a necklace [Richardson 1885] | |
Fanazavàna teny frantsay | collier [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |