Teny iditra vady ahantona (vady, hantona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy vady noroahina fotsiny fa tsy mbola nisaorana, izany hoe tsy mbola nisarahana ara-dalàna [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay femme renvoyée sans être divorcée [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31