Teny iditra vady an-tsiraka (vady, tsiraka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] tokantrano-na lehilahy mandranto any anindrana; vady tokantranomaso amin-dehilahy mandranto any anindran-tany any
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] les maîtresses des voyageurs
¶ concubine
Mpitovy hevitra vady an' efitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31