Teny iditra vady be (vady, be)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny vady voalohany amin' ireo vadin' ny lehilahy mampirafy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the eldest or chief wife of a polygamist [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay la première ou la principale des épouses d'un polygame [Abinal 1888]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/15