Teny iditra vady enti-doloha (vady, entina, loha)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy vehivavy alain' ny rahalahim-badiny ho vady raha maty ny vadiny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay veuve épousée par son beau-frère [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31