Teny iditra vady fady (vady, fady)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy olona tsy tokony hivady nefa mivady ihany, toy ny zanak' olo-mpirahavavy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a female servant taken as a wife, the marriage of the children of two sisters [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay qui sont comme soeur et frère, avec qui on ne peut se marier, comme un esclave [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31